-x-antambahoaka_php_text_reg/03/12.txt

1 line
330 B
Plaintext
Raw Normal View History

Tsy marina fa efa nandray an'ny raha marobe io aho, na hoe tonga lafatra aho. Fa magnano zegny azoko atao aho mba handrombaka ny nandrombahan'i Kristy Jesôsy anaha. Ry rahalahy, tsy tagnatin'ny saignako fa hoe ny tegnako de efa nandrombaka an'izany. Fa misy raha raika: afara agny de adignoiko izany de atao zegny hatonga anaha