-x-antambahoaka_mrk_text_reg/05/21.txt

1 line
543 B
Plaintext

\v 21 Ndreka nandeha tagnilany Jesôsy, tamin'ny lakana, de io fa misy olona fatratra de fatratra nivorovoro nagnodidina an'Azy, ndreka tamorondranomasina igny Izy. \v 22 Avy teo de tonga ny raika amin'ny mpitondra Fiangonana, atao hoe Jairo, ka ndreka nahita an'Azy de nitsipy tamin'ny tongotrany. \v 23 Nengavy fezay fezay Izy, nizaka hoe: "Marary mafy efa ho faty ny zanako viavy. Mengavy Anao aho, mba andao apetraho amin'Azy tagnananao mba ahafaka sady ahavelogna an'azy." \v 24 De nagnaraka Izy, de olona marobe sady nagnodidigna an'Azy.