-x-antambahoaka_mrk_text_reg/11/07.txt

1 line
514 B
Plaintext

\v 7 De nindôsin'ny mpianatra roy lahy tamin'ny Jesôsy ny zanak'apondra de nataony tambonin'igny teo ny lamban'iary zareo de afaka nideba teo Jesôsy. \v 8 Maro ny olona namelatra ny lambany tan-dalagna tegny, de ny sasany ndreka namelatra sampan-kazo zeny tapatapainy tagnaty ala tagny. \v 9 Iary zareo zeny nandeha talohany sady nagnaraka Anazy nagnantsognantso hoe:" Hosana! Deraina ny iray avy amin'ny agnaran'ny Tompo. \v 10 Deraina ny fanjakana ho avin''i Davida iabantsena! Hosana amin'ny avo indrindra.!"