-x-antambahoaka_mrk_text_reg/16/05.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 5 Niditra tam-pasagna iary zareo de nahita tanora lilahy nagnatao akanjo fotsy, nitometra tan-kavanana, de samy gaga iary zareo. \v 6 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Aza mangoaigna. Miaragna an'i Jesôsy anareo, iny Nazareta, ny nifantsiana. Nitsangana Izy! Tsy ato Izy. Jerevo ny pilasy nametrahan'iary zareo. \v 7 Fa mandiana, zakay mpaminany miaraka amin'i Petera fa handeha alohan'iary zareo agny Galilia Izy. Agny anareo mahita an'Azy, araka ny raha nizakainy taminareo."