-x-antambahoaka_mrk_text_reg/13/09.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 9 Mitandrema anareo. Fa ho hatolotran'iary zareo amin'ny fitsarana anareo, sady ho vangoina ao amin'ny fiangonana. Ka hitsangana eo manoloanan'ny leibe sy ny mpanjaka noho ny Aminaha anareo, ho vavolombelona amin'iary zareo.\v 10 Fa ny Filazantsara de tsy mentsy ho toriana agny amin'ny firenana marobe aloha.