-x-antambahoaka_mrk_text_reg/12/28.txt

1 line
643 B
Plaintext

\v 28 Nisy raika tamin'iary zareo mpanora-dalàna tonga sady naregny any raha nikoragnin'iary zareo; hitany fa nahavaly tsara an'iary zareo i Jesôsy. Sady nagnotany an'Azy izy hoe: "Ino zany ny tena didy lehibe amin'azy marobe io?" \v 29 De namaly Jesôsy hoe: "Ny farany lehibe de hoe: 'Mitenoa, ny Tompo Andriamanitrantsena, ho an'ny Israely, raika my Tompo. \v 30 Tsy mentsy tiavinao amin'ny fonao marobe ny Tompo Andriamanitranao, de amin'ny fagnahinao marobe, amin'ny saignanao marobe, sady amin'ny herinao marobe.' \v 31 Itiky ny didy faharoa: 'Tsy mentsy tiavinao karan'ny tegnanao koa ny akamanao.' Tsisy didi hafa lehibe ambonin'io."