-x-antambahoaka_mrk_text_reg/12/13.txt

1 line
595 B
Plaintext

\v 13 De nagniraka an'i Fariseo mbàn'ny Herodiana sanagny iary zareo. \v 14 Ka ndreka tonga ary zareo, de nizaka iary zareo tamin'azy hoe: "A mpampianatra, fantanay, fa tsy mandraharaha hevitran'olona Anao, satria tsy miangatra amin'olona. Mpampianatra marina ny lalan'Andriamanitra Anao. Ara- dalàna ma izany sa tsy ara-dalàna ny mandoa hetra amin'i Kaisara? Tokony handoha hetra ma iany ahay sa tsy tokony?" \v 15 Efa fantan'i Jesoôsy fa fiantsaram-belatsihin'iary zareo zany ka nizakainy iary zareo hoe: "Nagnino anareo mitsapatsapa Anaha? hitondray denaria raika Aho ijeravako an'izany."