-x-antambahoaka_mrk_text_reg/12/06.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 6 De mbola managna olona hafa raika hiraina ndreka izy, de zanaka malala. Izy no olona farany nalefany nandeha tamin'iary zareo tagny. De nizaka hoe: "Mba hagnaja ny zanako lahy iary zareo." \v 7 Nefa nifampikoragna iary zareo mpamboly vôloboka hoe: "Ity mpandova igny. Malaky, Andao vonin-tsena izy, de ho azon-tsena aby ny lova."