-x-antambahoaka_mrk_text_reg/11/31.txt

1 line
545 B
Plaintext

\v 31 Nifanandinika miaraka iary zareo sady nifamaly ka nizaka hoe:"Raha mamaly antsena hoe: avy an-danitra de hizaka Izy hoe: 'Ka nagnino arika anareo tsy nino anazy? \v 32 Ka ndreka mamaly koza antsena hoe: 'Avy amin'olona,'..." Natahotra an'olona io iary zareo, tratrin'ny resy lahatra ny olona marobe io fa i Jaona de mpaminany tegnany? \v 33 Aveon'igny de namaly an'i Jesôsy iary zareo ka nagnano hoe: "Tsy fantanay". De nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Izaho koa mba tsy hizaka aminareo ny fahefana agnamboarako an'ny raha teo igny."