\v 15 Zakaiko aminareo marina tegnany, na zovy na zovy tsy mandray ny fanjakan'Andriamanitra kara ny za-madinika de tsy hiditra amin'izany mihitsy". \v 16 Avy teo de nitrotroiny ny zaza io de nitsofiny rano de sady nametrahany tagnana.