De nihinagna iary zareo marobe mandra-pahavoky an'iary zareo. Nalain'iary zareo ny ambiny mofo, de nahafeno roiambinifolo sobika nidongodongo, mbàn'ny aminy laoka. Nisy dimy arivo ny lilahy nihinagna mofo. Teo no ho eo no namapandianany niakatra tan-dakana ny mpia