\v 1 \v Raha nanomboka nampianatra tamoron-dranomasina Izy,de nisy olona marobe nivory nagnodidigna an'Azy.Ndreka niditra tan-dakana Izy, de nitometra tao.Fa ny olona koja nijanogna tamoron-dranomasina aby.\v 2 Nampianatra raha marobe an'iary zareo Izy, de izao raha nizakainy.