\v 12 De namaly an'iary zareo ndreka Pilato nagnano hoe: "Ino arika zany ny tokony ataoko amin'ny mpanjakan'ny Jiosy?" \v 13 De nihoaikaika ndreka iary zareo oe: " Fantsio Izy!"