\v 14 Na ohatra ka hitanareo mitsangana eo amin'ny tsy tokony hitsanganany ny favetavetan'ny fandravana (aoka hieritreritra zay mamaky), de aoka avy agny Jodia aby hilefa egny an-tendrombohitra, \v 15 de zay an-tafi-tragno aoka mba tsy hiditra an-dragno na hamoaka ny entana ao amin'zany, \v 16 ary zay agny an-kosyaoka tsy hierigna hagnala ny entanany.