\v 11 Ndreka manambotra sy atolotran'iary zareo anareo, de aza mataotra ny amin'zay zakainareo. Fa amin'igny lera igny, de homena anareo zay tokony avalinareo; tsy anareo akory ny hizaka, fa ny Fanahy Masina.\v 12 Ny rahalay hagnome ny rahalainy ho vonoina, de ny iabany hagnome ny zanagny. Ny zanaka hitsangana hamaly ny ray aman-dreniny ka hamono an'iary zareo.\v 13 Ho tsy ten'olona marobe anareo noho ny Agnarako. Fa niza niza madigny hatramin'ny farany, de ho vonjena zany olona zany.