\v 3 Dreka nipetraka teo an-tendromboitr'Oliva takaitsin'ny fiangonana Izy, de nagnotany an'Azy mangingina Petera, jakôba, Jaona sy Andrea hoe: \v 4 "Zakay aminay, amin'ovena no hatongavan'zany raha marobe zany? Ino no hamantarana ndreka tonga zany raha zany?"