\v 26 Fa momba ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty, tsy novakianareo ma ny tagnatin'ny bokin'i Mosesy, amin'ny an-dalana momba ny voaroy, ny nikoranan'Andriamanitra tamin'azy ka nizakany hoe: "Izaho ny Andriamanitran'i Jakoba'? \v 27 Izy de tsy Andriamanitra ny maty, fa an'ny velona. kara diso hevitra anareo."