\v 27 Nandeha nivôka Jesôsy mbàn'ny mpianatrany nandeha amin'ny tanànan'i Kaisaria Filipo. Tan-dalana tegny de nagnotany an'ny mpianatrany io Izy hoe: "Iza ma fiheveran'olona Anaha?" \v 28 Namaly iary zareo ka nizaka hoe: "Jaona magnano batisa. Ny sasany mizaka hoe: 'Elia', de na sasany magnano hoe: 'raika amin'ny mpaminany.'"