Tue Oct 22 2019 09:54:15 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
839aac73fa
commit
faba0b514f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nenga teo Izy ka de nandeha tagny amin'ny faritanin'ny Tyro de Sidona. Niditra tamina tragno raika Izy teny ho fantan-jovy na jovy fa tao Izy, nefa de tsy afaka nivony. Kanefa niaraka tamin'igny de nisy viavy raika, sady efa nisy fagnahy maloto raika ny zanagny viavy bitaka, naregny ny momba an'azy
|
||||
Nenga teo Izy ka de nandeha tagny amin'ny faritanin'ny Tyro de Sidona. Niditra tamina tragno raika Izy teny ho fantan-jovy na jovy fa tao Izy, nefa de tsy afaka nivony. Kanefa niaraka tamin'igny de nisy viavy raika, sady efa nisy fagnahy maloto raika ny zanagny viavy bitaka, naregny ny momba an'azy, tonga, de nandohalika tamin'ny tongotrany. Sady Grika raviavy igny, Syro-foinika ny feveny. Nengavy tamin'Azy izy0mba h
|
Loading…
Reference in New Issue