Tue Oct 22 2019 17:42:30 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
e5d70687b6
commit
ec6d72e17b
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Ka ndreka nanomboka ny diany Izy, de nisy lilahy nihazakazaka de nandohalika tanatrehany, sady nagnotany hoe: "A mpampianatra tsara, ino ny tsy mentsy ataoko mba handovàko ny fiaignana mandrakizay?" Jesôsy nagnano hoe: "Nagnino na ataonao hoe tsara Aho? Tsisy tsara afa tsy Andriamanitra
|
Ka ndreka nanomboka ny diany Izy, de nisy lilahy nihazakazaka de nandohalika tanatrehany, sady nagnotany hoe: "A mpampianatra tsara, ino ny tsy mentsy ataoko mba handovàko ny fiaignana mandrakizay?" Jesôsy nagnano hoe: "Nagnino na ataonao hoe tsara Aho? Tsisy tsara afa tsy Andriamanitra raika my. Fantanao ma ny didy hoe: 'Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, aza mijoro vavolombelogna tsy marina, aza magnambaka, haja
|
Loading…
Reference in New Issue