auto save
This commit is contained in:
parent
521c5bf72c
commit
c313085932
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Nampianatra Tamoron-dranomasina Jesosy, ary olona marobe nagnodidigna an'Azy. Niditra tao an-dalana Izy, de nifomaka tao. Ny olona aby ndreka nijanona tamoron-dranomasina. Nampianatra raha marobe tamin'ary zareo Izy, de izao ny raha nizakainy. Tenoy, nisy namafy voly. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany tsara ka de namokatra marobe. De hoy Izy hoe: ''Zeny manan-tadigny, ôka izy iteno! " ndreka i Jesosy raika teo de nagnotany Azy ny mpianatra mikasika ny fagnoarana. Hoy Izy tamin'ary zareo hoe: hô nareo no nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny paradisa. Fa ny reo tsy agnatiny de fagnoarana, na de mijery aza ary zareo de tsy ahita
|
\v 1 \v 2 Nampianatra Tamoron-dranomasina Jesosy, ary olona marobe nagnodidigna an'Azy. Niditra tao an-dalana Izy, de nifomaka tao. Ny olona aby ndreka nijanona tamoron-dranomasina. Nampianatra raha marobe tamin'ary zareo Izy, de izao ny raha nizakainy. Tenoy, nisy namafy voly. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny tany tsara ka de namokatra marobe. De hoy Izy hoe: ''Zeny manan-tadigny, ôka izy iteno! " ndreka i Jesosy raika teo de nagnotany Azy ny mpianatra mikasika ny fagnoarana. Hoy Izy tamin'ary zareo hoe: hô nareo no nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny paradisa. Fa ny reo tsy agnatiny de fagnoarana, na de mijery aza ary zareo de tsy ahita
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy.
|
\v 3 \v 4 \v 5 Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy.
|
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy.Ndreka nipôkan'ny môsoandro, nalazo ary zareo, satria sisy vahany de maty. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny misy fantsy. De naniry ny fantsy de nanery ny voly ka sisy isiny.
|
\v 6 \v 7 Ndreka namafy izy, de ny sasagny nafafy tamoron-dalagna, ka igny ny vorogna nihinagna an'azy. Ny voly sasagny de nambolena tamin'ny misy vato. Tonga de naniry izy satria tsy firy tany tamin'azy.Ndreka nipôkan'ny môsoandro, nalazo ary zareo, satria sisy vahany de maty. Ny voly sasagny nambolena tamin'ny misy fantsy. De naniry ny fantsy de nanery ny voly ka sisy isiny.
|
Loading…
Reference in New Issue