From afbae4d6105a1a4afcb4d4639ba83d47d175f4e9 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Tue, 22 Oct 2019 04:11:17 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 13/17.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/13/17.txt b/13/17.txt index a1a0154..e202434 100644 --- a/13/17.txt +++ b/13/17.txt @@ -1 +1 @@ -Lozan' zay viavy bevoka sy mampinono amin'zany fotôna zany! Mivavaha anareo mba tsy amin'ny rirignina no atongavan'zany. Fa hisy fijalena be, zay tsy mbola nisy hatramin'zay,namoronan'Andriamanitra an'zao tontolo zao, ka hatramin'izao, tsy zany, fa mandrakizay de tsy ho hisy koa zany. Ka na tsy hoe nafohezin'ny Tompo zany andro, de tsisy olona ho vonjena. Fa nohon'ny olom-boafidy, zay nifidiny, de nafoheziny ny isan'zany andro zany. \ No newline at end of file +\v 17 Lozan' zay viavy bevoka sy mampinono amin'zany fotôna zany!\v 18 Mivavaha anareo mba tsy amin'ny rirignina no atongavan'zany. \v 19 Fa hisy fijalena be, zay tsy mbola nisy hatramin'zay,namoronan'Andriamanitra an'zao tontolo zao, ka hatramin'izao, tsy zany, fa mandrakizay de tsy ho hisy koa zany. \v 20 Ka na tsy hoe nafohezin'ny Tompo zany andro, de tsisy olona ho vonjena. Fa nohon'ny olom-boafidy, zay nifidiny, de nafoheziny ny isan'zany andro zany. \ No newline at end of file