Tue Oct 22 2019 10:02:15 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-22 10:02:16 -04:00
parent c265ef0b32
commit a67e10a0d4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De nizaka Izy tamin'azy : "Mba omeo hanina hanina eky za-madinika. Satria tsy mety ny mangalaka ny mofon-jaza ka hanipy an'izany ho an'amboa. Nefa namaly izy ka nizaka tamin'Azy hoe:" Fa ndre de amboa ao ambany latabatra aza de mihinagna ambinkam
De nizaka Izy tamin'azy : "Mba omeo hanina hanina eky za-madinika. Satria tsy mety ny mangalaka ny mofon-jaza ka hanipy an'izany ho an'amboa. Nefa namaly izy ka nizaka tamin'Azy hoe:" Fa ndre de amboa ao ambany latabatra aza de mihinagna ambinkambiny amina mofon-jaza." De nizaka Izy tamin'azy hoe: "Raha izany arika ny raha zakainao de de mahazo mandeha anao. Efa tamin'ny zanakao viavy ny devoly.