auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-22 09:06:52 -04:00 committed by root
parent 28b8ae7c2a
commit 95231b6995
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Kanefa afaran'ny fijalena amin'ny zany andro zany, de miamijigna ny masoandro, ny volana hagnome ny hazavanany, ny kintagna hihintsagna avy egny amin'ny lagnitra, de ny hery zay agny an-dagnitra ho hozognozognina. Ka de ho hitan'iary zareo ny Zanak'Olona avy egny amin'ny rahogna amin'ny hery lehibe sy voninahitra. De agniraka ny anjeliny Izy ka hagnotroka iregny olom-boafidiny avy
Kanefa afaran'ny fijalena amin'ny zany andro zany, de miamijigna ny masoandro, ny volana hagnome ny hazavanany, ny kintagna hihintsagna avy egny amin'ny lagnitra, de ny hery zay agny an-dagnitra ho hozognozognina. Ka de ho hitan'iary zareo ny Zanak'Olona avy egny amin'ny rahogna amin'ny hery lehibe sy voninahitra. De agniraka ny anjeliny Izy ka hagnotroka iregny olom-boafidiny avy agny amin'ny vazan-tany efatra, avy agny amin'ny faran'ny