Wed Oct 23 2019 09:53:56 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
516337305b
commit
85d72f3a0a
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Tan-dalagna tegny iary zareo, hiakatra ho a Jerosalema, sady Jesôsy nandeha talohan'iary zareo. Gaga ny mpianatra, ja zegny nagnaraka an'Azy tafara de natahotra. Nantsovan'i Jesôsy hagnatogna an'Azy ndreka izy roy ambinifolo sady nizaka zegny raha havoa an'Azy tsy ho ela Izy. "Jerevo,antsena io hiakatra a Jerosalema, ka ny zanak'olona de atolotra ho an'ny mpisorona be mbàn'ny mpanoradalana
|
Tan-dalagna tegny iary zareo, hiakatra ho a Jerosalema, sady Jesôsy nandeha talohan'iary zareo. Gaga ny mpianatra, ja zegny nagnaraka an'Azy tafara de natahotra. Nantsovan'i Jesôsy hagnatogna an'Azy ndreka izy roy ambinifolo sady nizaka zegny raha havoa an'Azy tsy ho ela Izy. "Jerevo,antsena io hiakatra a Jerosalema, ka ny zanak'olona de atolotra ho an'ny mpisorona be mbàn'ny mpanora-dalana. Ho helohin'iary zareo ho faty Izy sady atolony amin'ny Jentilisa. Hisomborognon'iary zareo, handrora
|
Loading…
Reference in New Issue