Thu Oct 17 2019 10:03:15 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-17 10:03:16 -04:00
parent 012e3641c3
commit 789860ebc9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 De nifady hanina iary zareo mpianatran'ny Jaona mban'ny iary zareo Fariseo. de lilahy maromaro nagnatogna Anazy de nagnotany hoe nagnino ny mpianatran'ny Jaona sy ny Fariseo mifady hanina aby nefa ny mpianatranao tsy mifady? \v 19 De nizaka Jesosy hoe: "Afaka mifady hanina ma zany ny mpanatrika ny fampakarana raha mbola eo ny mpampakatra? Fa ndreka miaraka amin'ny ary zareo eo ny mpampakatra de tsy afaka hifady hanina ary zareo io".
\v 18 De nifady hanina iary zareo mpianatran'ny Jaona mban'ny iary zareo Fariseo. Nisy lilahy maromaro nagnatogna Anazy de nagnotany hoe:"Nagnino ny mpianatran'ny Jaona mban'ny mpianatran'iary Fariseo ra mifady hanina nefa ny mpianatranao tsy mifady? \v 19 De nizaka Jesosy hoe: "Afaka mifady hanina ma zany ny mpanatrika ny fampakarana raha mbola eo ny mpampakatra? Fa ndreka miaraka amin'ny ary zareo eo ny mpampakatra de tsy afaka hifady hanina ary zareo io".