From 78017145a249454a1be733a4d839b3ac2944b131 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Tue, 22 Oct 2019 04:11:16 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 13/14.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/13/14.txt b/13/14.txt index 26084ef..e530f99 100644 --- a/13/14.txt +++ b/13/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 \v 16 Na ohatra ka hitanareo mitsangana eo amin'ny tsy tokony hitsanganany ny favetavetan'ny fandravana (aoka hieritreritra zay mamaky), de aoka avy agny Jodia aby hilefa egny an-tendrombohitra, de aoka zay an-tafi-tragno aoka mba tsy hiditra an-dragno na hamoaka ny entana ao amin'zany, ary zay \ No newline at end of file +\v 14 \v 15 \v 16 Na ohatra ka hitanareo mitsangana eo amin'ny tsy tokony hitsanganany ny favetavetan'ny fandravana (aoka hieritreritra zay mamaky), de aoka avy agny Jodia aby hilefa egny an-tendrombohitra, de aoka zay an-tafi-tragno aoka mba tsy hiditra an-dragno na hamoaka ny entana ao amin'zany, ary zay agny an-kosyaoka tsy hierigna hagnala ny entanany. \ No newline at end of file