Wed Oct 23 2019 11:23:58 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-23 11:24:00 -04:00
parent c6b3c12c58
commit 6d7923d56f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 12 \v 1 \v 2 \v 3 De nanomboka nampianatra an'iary zareo tamin'ny resaka fagnoharana Jesôsy. De nizaka Izy hoe: "Nisy lilahy nagnano tanim-bôloboka, nagnisy lakoro nagnodidigna an'izany, sady nandavaka famiazana. Nanangana tilikambo izy de aveo nampagnofainy tamin'ny mpamboly vôloboka igny tanim-bôloboka igny. De nenga nandeha lavitra izy aveon'igny. Tamin'ny fotoana mety, de nagniraka mpanompo handeha tamin'ny mpamboly vôloboka igny ndreka izy hangalaka amin'iary zareo ny sasany amin'ny zegny
\c 12 \v 1 \v 2 \v 3 De nanomboka nampianatra an'iary zareo tamin'ny resaka fagnoharana Jesôsy. De nizaka Izy hoe: "Nisy lilahy nagnano tanim-bôloboka, nagnisy lakoro nagnodidigna an'izany, sady nandavaka famiazana. Nanangana tilikambo izy de aveo nampagnofainy tamin'ny mpamboly vôloboka igny tanim-bôloboka igny. De nenga nandeha lavitra izy aveon'igny. Tamin'ny fotoana mety, de nagniraka mpanompo handeha tamin'ny mpamboly vôloboka igny ndreka izy hangalaka amin'iary zareo ny sasany amin'ny zegny mba tokony anjara vokatra amin'ny tani-mbôloboka io. Fa de nisamboron'iary zareo