Fri Oct 18 2019 15:31:43 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-18 15:31:44 -04:00
parent 9f82f572c0
commit 3cb1cfd00f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 Nifanandinika miaraka iary zareo sady nifamaly ka nizaka hoe:"Raha mamaly antsena hoe: avy an-danitra de hizaka Izy hoe: 'Ka nagnino arika anareo tsy nino anazy? \v 32 Fa raha mamaly ndreka antsena hoe: avy amin'olona;..." Natahotra an'olona io iary zareo, tratrin'ny resy lahatra ny olona marobe io fa i Jaona de mpaminany tegnany? \v 33 Aveon'igny de namaly an'i Jesôsy izy ka nagnano hoe: "Tsy lalanay". de nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Izaho koa mba tsy hizaka aminareo ny fahefana agnamboarako an'ny raha teo io."
\v 31 Nifanandinika miaraka iary zareo sady nifamaly ka nizaka hoe:"Raha mamaly antsena hoe: avy an-danitra de hizaka Izy hoe: 'Ka nagnino arika anareo tsy nino anazy? \v 32 Ka ndreka mamaly koza antsena hoe: 'Avy amin'olona,'..." Natahotra an'olona io iary zareo, tratrin'ny resy lahatra ny olona marobe io fa i Jaona de mpaminany tegnany? \v 33 Aveon'igny de namaly an'i Jesôsy iary zareo ka nagnano hoe: "Tsy fantanay". de nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Izaho koa mba tsy hizaka aminareo ny fahefana agnamboarako an'ny raha teo io."