-x-antambahoaka_mrk_text_reg/13/03.txt

1 line
251 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-22 08:11:16 +00:00
Ndreka nipetraka teo an-tendromboitr'Oliva takaitsin'ny fiangonana Izy, de nagnotany an'Azy mangingina Petera, jakôba, Jaona sy Andrea hoe: zakay aminay, amin'ovena no hatongavan'zany raha marobe zany? Ino no hamantarana ndreka tonga zany raha zany?"