2019-10-23 18:57:15 +00:00
|
|
|
\v 4 Nagnotany an'Azy ndreka Pilato hoe: "Tsy manan-kavaly mihitsy Anao a? Jerevo ma ny hafatraran'ny fitorena nindôsin'iary zareo mba hanoherana Anao!" \v 5 Fa tsy namaly an'i Pilato koa i Jesôsy, de nahagaga an'azy izany.
|