-x-antambahoaka_mrk_text_reg/10/43.txt

1 line
348 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 43 Fa tsy tokony ho karan'izany anareo. Fa na zovy na zovy magniry ho lehibe aminareo de avelay izy hanajry mpanomponareo, \v 44 sady na zovy na zovy magniry ho voaohany aminareo de avelay izy hanjary andevonareo marobe. \v 45 Fa ny zanak'olona tsy tonga mba ho tompoina, fa mba hanompo sady hanolotra ny tegnany ho takalo'aigna ho an'ny maro."