-x-antambahoaka_mrk_text_reg/08/24.txt

1 line
355 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 24 De niandra Izy, ka nizaka ho: "Mahita olona kara kakazo mandehandeha izaho." \v 25 Napetrakan'ni Jesôsy tamin'ny masony ndreka ny tagnany, de nivoahin'ny ralilahy igny ny masony, de nierigna tamin'azy ny fijerevany, de nahita mazava tsara ny raha marobe izy. \v 26 De nampandianin'i Jesôsy nody izy sady nizakainy hoe: "Aza miditra an-antànana."