-x-antambahoaka_mrk_text_reg/04/10.txt

1 line
264 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-16 13:41:14 +00:00
Ndreka i Jesosy raika, de nagnotany Azy mpianatra makasika ny fagnoarana. De zao nizakainy hoe: " Hô nareo nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny paradisa. fa ny tsy agnatiny de fagnoarana, ka amin'ny andro tsy afantarany de tsy amela ny helokany Andriamanitra.