-x-antambahoaka_mat_text_reg/15/29.txt

1 line
552 B
Plaintext

\v 29 Nenga teo Jesôsy ka nandeha akekin'ny ranomasinan'ny Galilia. Avy teo de niakatra tegny an-tendrombohitra raika Izy ka nipetraka teo. \v 30 Fokonolona maro no nagnatogna an'Azy. Nindosin'iary zareo niaraka tamin'iary zareo ny takaitra, ny jamba, ny môgna, ny kilemaigna, de ny marary hafa koa. Navelan'iary zareo teo amin'ny tongotran'i Jesôsy; ka de nositragniny. \v 31 Ka de gaga ny Fokonolona ndreka nahita ny môgna mizaka, ny kilamaigna sitrana, ny malemy afaka mandeha, de ny jamba mahita. Nankalaza ny Andriamanitran'Israely iary zareo.