\v 12 Dreka regnin'i Jesôsy fa nosamborina Jaona, de nierigna tagny Galilia Izy.\v 13 Nandao an'i Nazareta Izy de nandeha sady nimpetraka tao Kapernaomy, izay teo amoron-dranomasin'ny Galilia, tao amin'ny anjara-tanin'i Zebolona sy Naftaly.