-x-antambahoaka_mat_text_reg/19/05.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 5 Izy Zay nagnano an'iary zareo de nizaka my koa hoe: 'Fa noho zay antony zany de hiala ny iabany sy endriny ny lilay ka hiaraka amin'ny vadiny, de hanjary vatagna raika izy roy?'\v 6 Ka tsy ho roy koa iary zareo, fa ho vatagna raika. Ka zay nakamban'Andriamanitra, aoka tsy hisy hagnasaraka."