1 line
419 B
Plaintext
1 line
419 B
Plaintext
\v 20 Aveo de nagnatogna an’i Jasôsy endrin-janaka lahin'i Zebedio niaraka tamin’ny zanagny lilahy. Nandohalika tagnatrehany izy sady nangataka raha avy amin’Azy.\v 21 De nizaka Jesôsy tamin’azy hoe : "Ino raha irinao?" Nizaka izy tamin'Azy hoe: "Mandidia mba hahezany zanako roy lahy tôgny mipetraka, ny raika amin’ny tagnanao ankavanana de ny raika amin’ny tagnanao ankavia, ao amin’ny fanjakanao." |