1 line
461 B
Plaintext
1 line
461 B
Plaintext
\v 73 Ndreka afaka kelikely de nagnatogna an'ny zegny nitsangana teo sady nizaka tamin'i Petera hoe: "Anao my koa de tena raika amin'io, fa ny fomba fikorananao de mempanga anao." \v 74 Avy eo izy nanomboka nagnozogna sy nianiana ka nagnano hoe: "Tsy fantako zany lilahy zany." Ary teo no eo de nagneno ny akoho. \v 75 Tadidin'i Petera ny zaka nanmbaran'i Jesôsy hoe: "Mbola tsy magneno akoho de handà Anaha intelo anao." Avy eo izy nivôka sady nitomagny be. |