|
\v 65 Avy eo ny mpisoronabe nandrota ny akanjony sady nizaka hoe: "Nizaka ratsy Izy! Nagnino antsena na mbola mila mpijoro vavolombelona? Indro, regninareo ny fizakana ratsy zany. \v 66 Ino hevitranareo?" Namaly iary zareo nagnano hoe: " Magneva maty Izy." |