1 line
280 B
Plaintext
1 line
280 B
Plaintext
\v 45 Aveo Jesôsy nagnatogna ny mpianatra ka nagnano tamin'iary zareo hoe: " Mbola mandry sady mangala arobihana ma anareo? Jerevo, efa marivo ny lera, sady ny Zanak'Olona de hatolotra antagnan'ny mpanota. \v 46 Mitsangàna, andao antsena. Jerevo, efa marivo ny hamadika Anaha." |