-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/33.txt

1 line
418 B
Plaintext

\v 33 Fa Petera nagnano Tamin'Azy hoe: Na de hiala nohon'ny amin'Anao aza ny marobe, izaho tsy mba hiala Anao mihitsy." \v 34 Nizaka Jesôsy tamin'azy hoe: " Zakaiko marina aminao, fa niany alina na de mbola tsy magneno akoho, de handà Anaha intelo anao." \v 35 Petera nizaka tamin'Azy: " Na de tsy mentsy ho faty miaraka Aminao aza aho, de tsy handà Anao." Karan'izany aby koa no nizakain'iary zareo mpianatra hafa.