-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/17.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 17 tamin'ny andro vôlohan'ny mofo tsisy lalivay de nagnatogna an'i Jesôsy ny mpianatra ka nizaka hoe: "Aza ny tenao hagnomagnanay ho Anao hihinagna ny hanina ny Paska?\v 18 Namaly Izy hoe: "Midira an-tanàna misy lilahy raika de zakay izy hoe: 'Nizaka ny Mpampianatra hoe: "Efa akeky ny fotônako. Andragnonao Aho no hagnano paska miaraka amin'ny mpianatrako."'" \v 19 Natàn'ny mpianatra mitovy amin'izay nandidin'i Jesôsy izany, de nikarakara ny haninan'ny paska iary zareo.