1 line
344 B
Plaintext
1 line
344 B
Plaintext
\v 14 Aveo ny raika tamin'ny mpianatra roy ambinifolo, antsovana hoe Jodasy Iskariota, nandeha tamin'ny lehiben'ny mpisorona \v 15 ka nizaka hoe: "Omenareo ôtrino aho agnomezako Anazy anareo?" Nandanja volafotsy madinika telopolo iary zareo ho anazy. \v 16 Tamin'ny fotôna io de niaragna fahafahana izy mba hanolorana an'Azy amin'iary zareo. |