-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/03.txt

1 line
252 B
Plaintext

\v 3 Aveon'igny lehiben'ny mipsorona be, nantsovana hoe Kaiafa. \v 4 Niaraka nagnano tetika iary zareo mba hanamborana mangina an'i Jesôsy sady hamonôna Anazy. \v 5 Fa nizaka iary zareo hoe: "Tsy amin'ny fety, mba tsy ampisy korontagna amin'ny olona.