1 line
303 B
Plaintext
1 line
303 B
Plaintext
\v 41 Kara ny zany koa ny leben'ny mpisorona nagneso an'Azy, niaraka tamin'iary zareo mpanora-dalàna mban'ny loholona, de nizaka hoe:\v 42 "Nagnavotra ny hafa Izy, nefa tsy afaka magnavotra ny tegnany. Izy no mpanjakan'Israely. Avilay Izy hijotso tegny amin'ny hazofijalena, ka de hino an'Azy antsena. |