-x-antambahoaka_mat_text_reg/25/41.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 41 De izay hizaka aminareo zegny eo ankaviany hoe: ' Mengà aminaha, anareo zegny vôhozogna, ho agny amin'ny afo mirehitra mandrakizay zay efa vôhomagna ho an'ny devoly sy ny anjeliny, \v 42 satria mosarena zaho, fa tsy nomenareo hanina; te hinan-drano zaho, fa tsy nomenareo ho goina; \v 43 nivahiny zaho, da tsy nampandrosoinareo, niboridagna zaho, nefa tsy nampekanjoinareo;narary sy tao am-pigadrana zaho, fa tsy nokarakarainareo.'