-x-antambahoaka_mat_text_reg/25/37.txt

1 line
464 B
Plaintext

\v 37 De ndregny marina de hamaly sady mizaka hoe: 'Tompo, ovena zahay no mahita Anao mosarena ka namahana Anao? Na te hianan-drano ka nampihinagna anay? \v 38 Ovena Anao no hitanay nivahiny ka nampandrosoinay? Na niboridagna ka nampekanjoinay? \v 39 Ovena izahay no nahita Anao narary na tany am-pigadrana ka nandeha aminao? \v 40 De ny mpanjaka namaly ka nizaka an'azy hoe: 'Zakaiko aminareo, zegny nataonareo tamin'ny rahalahiko bitaka, de nataonareo taminaha.'