-x-antambahoaka_mat_text_reg/25/34.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 34 De ny mpanjaka hizaka amin'iary zareo zay eo an-tagnana an-kavanana hoe: 'Malaky, anareo zegny notakian'ny i Abako, mandovà ny fanjakana zay efa vôhomana anareo hatramin'izay namoronana an'izao tontolo izao. \v 35 Fa mosarena zaho de nomenareo hanina; te hinan-drano nomenareo ho goina; nivahiny zaho de nampadrosoinareo; \v 36 niboridagna aho de nampekanjoinareo; narary zaho de nikarakarainareo; de tagny am-pigadrana aho de nandeha taminaha anareo.'