-x-antambahoaka_mat_text_reg/01/20.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 20 Ndreka mbola nieritreritra mikasika an'ny raha igny izy, de nisy anjelin'ny Tompo nivôka tamin'azy tami'ny nofy, nagnano hoe : "Josefa, zanak'i Davida, aza matahotra hangalaka an'i Maria ho vadinao, fa ny Zaza niforonina agnaty kibony de avy tamin'ny Fanahy Masina nampipetraka an'azy. \v 21 Hiteraka zaza lilahy izy, de hataonao hoe Jesôsy ny agnarany, fa Izy de hagnavotra ny olon'Azy hiala amin'ny fahotan'iary zareo.